Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i norrojjah, milahatra araka ny daty
norrojjah
(
07/12/2015 10:19)
MA TO RY
Lehilahy zah, lehilahy ianao. Aiza @ sipa na vadinao no apetraka ny tananao rehefa miara-matory aminy?
Dia inona ny antony?...
tohiny
novalian'i ilafy ny 10/09/2017 08:20
Norrojjah
(
06/12/2015 19:35)
Ny amiko tsy afeniko
Zah 25 taona zao, ny olon-tiko efa 48 taona. Teo aloha tena nahia t@ fitiavako vehivavy 60 taona. Mampijaly ahy ny foko satria izy ireny toa tsy manahy ny fitiavako.......
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/12/2015 15:01
