Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i nororavel, milahatra araka ny daty
nororavel ( 01/11/2008 17:12)
Brochure pour la démocratie des TIM mpitari-bato vilam-bava
Brochure pour la démocratie des TIM mpitari-bato vilam-bava : Ilay rangahy nanao ny brochure pour la démocratie dia olona dictateur, lehiben'ny fangalarana sy ny jadona ao @ assemblée nationale, i... tohiny
novalian'i kaboushna ny 02/11/2008 17:55
nororavel ( 18/08/2008 20:28)
sadc midikizo sa tombotsoa manokana ??
Inona marina no tena filaza izao nisy ve fanazavana @ io fidirana @ ity sadc ity ary fantantsika malagasy ve ny sadc, raha niditra t@ europe dia efa 40 ans no namolavolana izany vao tena nandeha ary i... tohiny
nororavel ( 27/08/2007 17:26)
Misy mahita ny tiona fjkm voadika note fa tsy solfa malagasy
Mitady izany ireo mba te hitendry orgue fa tsy mahay solfa gasy Aiza no mety ahitana izany(l) azafady mba valio misaotra diany mialoha Noro... tohiny
novalian'i njiva16 ny 16/03/2016 12:38
nororavel ( 23/08/2007 22:04)
mitady mozika " freddy ranarison "
raha mba misy mahita mozika n'i freddy ranarison "razafindrahety, diavolana sns..." possible ve ny mahazo azy format mp3 azafady misaotra diany mialoha Noro... tohiny
novalian'i nororavel ny 24/08/2007 19:08
nororavel ( 30/05/2007 19:28)
Ireo depiote Tim ao @ Bureau permanent no tena mpangalatra
Tsy misy izany democratie izany any Madagasikara na kely aza fa ireo depiote Tim ireo no tena mpangalatra gaigy lahy manao kely tsy mba mamindro ary olona lehiben'ny jiolahy eto @ FIRENENA MALAGASY NO... tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/06/2007 07:40
nororavel ( 03/11/2006 08:19)
Fifidianana Tsy hi-démissionner eo mihitsy Ravalomanana.
Ny constitution sy ny lalàna tsy hatahoran'ny fitondrana ankehitriny izany ampahafirin'ny ataon'ny akaman-dra8 deputé TIM anefa izany fanaovana didin'ny be sandry izany tsy misy lalàna intsony any... tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2006 23:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007