Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niny, milahatra araka ny daty
niny ( 21/09/2006 14:31)
fanovana ny rafi-panambeazana
Tsy miankina loatra @ fanovana ny rafi-mpampianarana ny fahombiazana azo eo @ fanambeazana ny zaza malagasy ,ka raha atao 5taona io na atao 7taona raha mbola mbetsaka ny effectif par classe d mbola iz... tohiny
niny ( 13/02/2006 13:15)
Ny RAFI-PAMPIANARANA ETO MADAGASIKARA
Izaho manoratra dia mpampianatra any @ kolejy T@ mbola nianatra teny Anktso aho dia nahatsapa fa tsy mifanaraka intsony @ vanimpotoana ny fampianarana eto M/kara fa tokony ovana mihitsy hifanaraka @f... tohiny
novalian'i rasah ny 17/02/2006 13:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1178