Liste des messages
Liste des messages, inserés par nambina, par ordre de date
nambina
(
29/09/2008 11:51)
Fiarahana romantika
Misy olona tena tiako izay hoavy hamangy avy any lavitra ka mba tiako entina hanao zavatra romantika, ahatsiarovany ahy (ankoatrany RS). Mba homeo torohevitra re!!! Ho raisina an-tanandro daholo izay ...
suite
répondu par Belami le 15/10/2008 21:13
nambina
(
10/05/2006 07:40)
Ny olona efa manambady sy mananjanaka ve..
Mahazo mandray anjara ato @ serasera ve ny olona efa manambady sy efa niteraka? Mieritreritra ihany aho manko so de natao hoany olona mbola jeune, mpianatra sy ny tsy manambady izy ity.:oops:aleo mano...
suite
répondu par Fiffi le 18/05/2006 18:50
nambina
(
28/04/2006 09:18)
very kontakita @ ilay namana
mitady an'i gernico na rado izay mahalala o! Mipetraka any dago izy fa namana serasera ihany... tsy henoheno manko dia lasa saina hoe nankaiza:?:...
suite
répondu par Fiffi le 01/05/2006 03:21
