Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i naej, milahatra araka ny daty
naej ( 18/07/2012 10:26)
MITADY FIARA HOFAINA
Sao mba mis manana fiara 2CV na 4L hofaina atao taxi any? ara-dalana tsara ny papier rehetra an, 100 000 ar isan-kerinandro ny versement , eto antananarivo za , 034 64 369 68 antsoina raha mila fana... tohiny
naej ( 23/04/2007 13:35)
mba mangataka
manahoana daholo o! mba mangataka toninkira ilay misy hoe:"isika eto an-tany ry zareo,dia toy ny voninkazo,mandrobona ihany fa tonga ny hariva dia malazo ..." tsy fantratro na ny lohateny na ny mpihi... tohiny
naej ( 13/03/2007 09:47)
RAIKITRA MAMPIDITRA JIRO @ IZAY NY JIRAMA
io ny lohateny lehibe teo @ gazety Ao raha omaly 12 mars laharana 0479. 7000 mahery no isan'ireo mpanjifa nanao famandrihana herinaratra tao @ jirama efa nahaloa vola. Efa manomboka tsikelikely ny ... tohiny
novalian'i naej ny 14/03/2007 13:56
naej ( 29/06/2006 12:14)
VALIM-PANADINANA CEPE
83%ny salam-pahafana t@ CEPE tamin'ity taona ity izay voalaza fa nisy fihenany raha mitahy @ tamin'ny taona lasa.Dia tao aoriana kely dia nivaly indray ny 6e izay teo @ 35% teo no afaka ary tena ambon... tohiny
novalian'i HESHA ny 18/07/2006 05:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8794