Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i moicoquillage, milahatra araka ny daty
moicoquillage
(
23/03/2007 10:40)
Mbola tsy ita tsara le tonokira any Rossy Vavaka
Ireto ny tonokira ny vavaka
Fa ra mba misy mahafantatra ny ao ambandiky ny ireny ???? ireny de ameko bizou! sady bzou be mihintsy a!:-*
"Vavaka" Rossy
-Homeo anay ny saina to
-ho entinay y atr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:04
moicoquillage
(
20/03/2007 12:58)
Mitady tonokira ny Rossy Vavaka
Manahona o!
Mitady ny tononkira ny Rossy a ilay oe "Vavaka"
Ananako ilay hira, fa misy sombitsombiny tsy azoko, nefa tokony hiraiko raminy 31 marsa.
Soatra ho any izy manome tanana....
tohiny
novalian'i moicoquillage ny 21/03/2007 14:23
