Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i modeste, milahatra araka ny daty
modeste
(
16/04/2009 07:42)
Fa maninona Ingahy RATSIRAHONANA no nitsoaka teny Antanimena
Fa naninona kay Ingahy Ratsirahonana no nitsoaka teny Antanimena???
Sa rehefa tokoa ny tokoa de mba mahalala matahotra ihany? Tsy izany anefa no tana marina fa hita mihintsy izao ny hamaivanandohany ...
tohiny
novalian'i BOYSGOSS ny 16/04/2009 08:25
modeste
(
08/04/2009 06:29)
mba jereo ihany ny hafa fa aza manao lehibe tsy mba........
Mba jereo ihany ny hafa fa aza manao lehibe tsy mba meloka e!.
Tadidinareo ao @ TZV ve fa izay hafafinareo ihany no miverina aminareo ?
izao ianareo sahirana sy fanina mihintsy satria misalovana ny...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/04/2009 07:35
