Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mivetso, milahatra araka ny daty
mivetso
(
07/06/2006 12:18)
jaloky
bonjour
mba ahoan ry reto ny fiheveranareo ny lehilahy mangata-javatra @ vehivavy nefa de miasa zao izy (tsy vadinao a ,fa sipa ohatra???)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2006 08:20
mivetso
(
06/06/2006 10:40)
tonokiran' ny lalatiana
aza lany andro miteny azy
f' iazaho tsy miova fa tia azy
fa sao lazainao vazivazy
ny ahy ho doria
aza tantarainao ny hadalany
ny toetrany tsy tantinao
tsy mampaninona ahy izany
tiako izy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:00
