Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i miranto81, milahatra araka ny daty
miranto81 ( 15/12/2008 08:56)
Tsy mihomehy
Tena tsy mahita zavatra mampihomehy intsony aho efa ela izay. Na ilay tokony hampihomehy ahy ireny taloha ireny aza. Marary ve aho?... tohiny
miranto81 ( 15/10/2008 20:29)
inona no tsy tianareo indrindra amin'ny lehilahy
Ny ahy ilay manadino date d'anniversaire tena manirikiry ahy mihitsy. Ny tena mba nanantena zava-dehibe. Kay adinon'ilay ...... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 23:20
miranto81 ( 15/10/2008 20:23)
ny hevitra tsy azo tsy aman'olombelona
Ahoana ny mety amerenana ny ala malagasy?... tohiny
novalian'i belakely ny 26/10/2008 14:03
miranto81 ( 15/10/2008 15:20)
nisy adala folo
Tadidiko aho ilay mpiandy vavahady tany amin'ny toby fitsaboana adala. Nanontany ahy ry zalahy. - Inona no ataonao eo razoky? - Miandry vavahady. Hoy aho namaly Dia nihomehy ry zalahy, - Vavahady... tohiny
novalian'i miranto81 ny 31/10/2008 03:56
miranto81 ( 25/07/2008 06:40)
bibilava be
Jereo ange ity biby, bibilava be Jereo fa mitsorapaka Lasa ao anaty ala, anaty ala be Misavasava miolakolana pi pli pli pi pa pla pla pa pi pli pli pli pla http://vids.myspace.com/index.cfm... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/07/2008 06:30
miranto81 ( 20/07/2008 23:00)
dessin amine gasy
http://www.youtube.com/watch?v=FZzLiX6XDEo :lol: ... tohiny
novalian'i cutie ny 05/08/2008 23:36
miranto81 ( 18/06/2008 07:26)
mangataka hiran'i degamtse
sao dia misy manana ny hiran'ny dega mtse?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0175