Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i miaous, milahatra araka ny daty
miaous ( 31/01/2007 09:19)
miaraka @ vadin'olona
ono wa mba te afantatra za we le olona miaraka @ vadin'olona reny v mba maita fy any sa inona no tena tanjonareo? resaka matériel ve sa resaka fitiavana mitsy ve sa resaka sexe fotsiny sa mba we mana... tohiny
novalian'i linjo ny 19/02/2007 06:29
miaous ( 28/11/2006 09:18)
Tsy izaho sy ianao
mba mangataka ny tonon'ilay hiran'i Rolf sy Faniah hoe "Tsy izaho sy ianao". Misaotra mialoha ê!... tohiny
miaous ( 26/05/2005 12:43)
Fotoana mamy
Za retomitady an'ilay hiran'i Poopy hoe Fotoana Mamy iny ka izay manana ny tonony dia mba meo za eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee:(... tohiny
novalian'i chipie1 ny 30/05/2005 08:42
miaous ( 14/04/2005 13:50)
Poopy
O'ry reto â. toa tsisy concert ono @ ty taona ty. d aôna zany? anaiky an'zany ve isika?... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 20:52
miaous ( 14/04/2005 13:39)
Mitady olona
Misy ankizilahy kely antsoina hoe Eliot mipetraka any Sambava mifanila @ aéroport hono ny tranondry zareo. Misy olona any France mitady azy io ka raha mba mahafanatra azy dia mba valio azafady... tohiny
miaous ( 03/02/2005 13:21)
Vonjeo ny fianakaviana
Raha te hahalala kokoa ny fitiavna sy ny tontolony dia mandehana @ seminera vonjeo ny fianakaviana ao Ambanidia izao @ 6-19 février ao @ FJKM Miandrarivo. Tongava maro ary ê... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327