Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mathla, milahatra araka ny daty
mathla
(
28/10/2009 15:56)
Aza mba matim-bola ihany
Hita sy voamarina izao fa dia fitadiavam-bola tanteraka no manainga an'ireto lazaina fa mpitondra miahy ny vahoaka ireto.
Hatramin'izao ny resaka sy ny fanohanan-kevitra aroson'izy ireo dia miankina...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/10/2009 14:12
mathla
(
22/10/2009 19:35)
Ahoana marina ireto miaramila ireto?
Toa isaky ny misy hetsika ara-politika eto amin'ny tanàna dia misy fanambarana foana avy amin-dry zalahy reto ary ny zavatra hambarany dia hoe iray tsy mivaky ny tafika.
Ny tiako holazaina dia misy...
tohiny
novalian'i milamm ny 23/10/2009 11:19
mathla
(
17/10/2009 07:11)
Inona no tokony atao rehefa tapitra ny lalana?
"Efa tapitra ny lalana hahafahana mamaha ny olana misy ankehitriny".
Io no azo andikana ny hevitra nolazain-dRadomelina kely nanazava sy nanohana ny heviny vonona ny hanala an'i Ndefomandriny tsy ho...
tohiny
novalian'i ifiona ny 17/10/2009 18:14
mathla
(
12/08/2009 22:12)
Hazo Amoron-Tevana
Izay angamba zao no azo hanalavana ny HAT ve? Toa ratsy faneno loatra manko ilay hoe FAT(Y) sady misy an'ilay fonosana.....
Kanefa tena amoron-tevana marina ve izy io? Ny hita taratra manko tamin'ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:45
mathla
(
11/08/2009 19:45)
Mikotrika inona ny miaramila?
Fanontaniana sendra nandalo ihany io raha namaky ny filazam-baovao sasany milaza fa tsy tonga namonjy sy nanatrika ny fivorian'ny governemanta taorian'ny fiverenan'ireo nandeha nidinika tany Maputo ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 20:58
mathla
(
10/03/2009 20:35)
Manana olana kely
Rehefa miserasera (mitsaty) atsy ambadika, ka misy accent le soratra dia miova ho caractère hafa no hitako eo amin'ny ecran-ko. Inona ny blem am-le izy ary inona ny solution hamahana ny olana amin'iz...
tohiny
novalian'i nilex ny 17/03/2009 07:35
mathla
(
22/02/2009 09:00)
Hita sahady ny tsy fanarahana ny fifanarahana
Sur invitation des « Raiamandreny am-panahy » , le Président de la République, Marc Ravalomanana, a pris part, ce samedi 21 février 2009, à l’Episcopat Antanimena, aux pourparlers dirigés par...
tohiny
novalian'i king58 ny 22/02/2009 15:34
mathla
(
20/02/2009 20:41)
Ny praiministra ve no apetraka @toerany?
Dia ho aiza hono ilay diabe hotaritin'ny TGV? Angambany kosa hametraka ny PRAIMINISTRA amin'izay ka. Sady izany koa no tena lojika: farafakeliny ny Praiminisitra hibaiko ny minisitra no mipetraka voal...
tohiny
novalian'i mathla ny 21/02/2009 09:53
mathla
(
19/02/2009 17:19)
ANKAMATATRA
Samy nanaraka ny fivoaran'ny toe-draharaha isika. Hita fa manomboka tafiditra any amin'ny tokony ho "biraony" ireo ministra lazaina fa hitondra ny teteza-mita.
Inona ary ny zavatra tokony hataon'izy...
tohiny
novalian'i molota ny 20/02/2009 15:25
