Liste des messages

Liste des messages, inserés par maronibe2, par ordre de date
maronibe2 ( 24/04/2009 15:37)
tsy aleo vé!
Tsy aleo vé ajanona amin'izay ity resaka politika RA8 TIM TGV ity,fa hita tena mifandrangitra be ihany isika eto,ka mba soson-kevitra ny ahy,satria hita fa miha ratsy ny toe-draharaha misy eto amin'n... suite
répondu par xxx le 24/04/2009 19:19
maronibe2 ( 27/03/2009 10:19)
fikaonan-doham-pirenena
Betsaka izay fikaonan-doha nisy izay Repoblika I -II - III izoa indray faha 4volavolaina,dia mbola tsy misy gasy mpanao politika vé mba afaka hisaina ,fa misy zavatra tena tsy voandingan'ny Malagasy ... suite
maronibe2 ( 17/03/2009 09:55)
zarazarao amin'izay hanjakana
Antananarivo kapitaly ,Maire ny kapitaly mibaiko miaramila malagasy an'i Madagasikara,handromba-pahefana baikony hoatrin'ireny alika keliny ireny,avy eo mody milaza fa tsy izy no naniraka (ANDRY TGV I... suite
répondu par xxx le 17/03/2009 10:00
maronibe2 ( 02/02/2009 08:44)
ho potehana foana ve ny tanàna?
Izaho aloha dia efa mpandray anjara teto amin'ny serasera ity,fa saingy efa elaela no tsy teto ka tsy tadidiko ny fidirana!!,ka mba isarihako ny sain'ny rehetra dia ny zava misy any amin'ny tanàna! s... suite
répondu par maronibe2 le 03/02/2009 08:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0067