Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i manaraka, milahatra araka ny daty
manaraka
(
31/03/2008 08:22)
izaho tsy maintsy mihira
vonikazo iray
Mitranga tampotampoka
Eny antampon'ny havoana
Izaho tsy maintsy mihira
Zazavavy iray
Mihazakaza-dava
Tsy fantatro hoe nahoana
:P ...
tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:17
manaraka
(
29/02/2008 17:43)
inona no atao hoe rabofy sy rabainina?
Efa niteraka ve sa efa be taona?
Raha efa niteraka, 15 dia efa afaka miteraka. Raha efa be taona, firy ary?...
tohiny
novalian'i tess ny 01/03/2008 20:12
