Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mamissou, milahatra araka ny daty
mamissou
(
17/09/2005 19:06)
ahoana ny hevitrao momba ny fahamasinan'ny fanambadiana ?
Mirongatra be ity asa fanakorontanana tokantranon'olona ity. Tsy lahy tsy vavy fa toa samy manao ary tsy mifidy sokajin'olona mihitsy fa h@ mafy ady ka h@ talen'ny orinasa, na mpivavaka na tsia eny fa...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 19/09/2005 14:48
mamissou
(
17/09/2005 18:37)
momba ny antoko mpihira fmz
Izaho dia anisan'ny mpikambana voalohany indrindra tao @ io chorale io. Ao amin'ny Fg FJKM Ziona Vaovao Mahajanga no misy azy. Mpitandrina tao ny raiko ny taona 1968 -1978.Fantatrao ve ? Efa nisy chor...
tohiny
novalian'i HeryLo ny 24/09/2005 08:50
