Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mahitsih, milahatra araka ny daty
mahitsih ( 05/07/2007 14:04)
Ny fisainan'ny olona sasany...
Mahagaga fa dia efa talenta ananan'ny sasantsasany @ malagasy mihintsy ity mamitapitaka olona ity, ary miseho @ endrika rehetra io,na ato @ samy mpinamana serasera aza, amiko ireny olona ireny dia lan... tohiny
novalian'i sympa ny 06/07/2007 11:13
mahitsih ( 15/06/2007 14:41)
Fiainana andavanandro
Lasa ho'ah ny saiko @ ity resaka JIRAMA ity eh! Fa tena mijaly ny vahoaka satria tapaka foana ny aty aminay, ka mieritreritra aho hoe saody ary tokony homena izay tena mahavita azy sa ahoana ny hevitr... tohiny
novalian'i sympa ny 18/06/2007 00:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0227