Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i llalah, milahatra araka ny daty
llalah
(
06/07/2006 11:49)
Mbola ty fitiavana ity ihany eee!
Salut!
Mbola resaka tovolahy ihany , satria za tena mahita zavatra b dia b ato @ty serasera ity oe !
Ny lhl koa ny ankamaroany tsy mba sincère , zany hoe raha hadihadina @ an-kapobeny ny toetrany...
tohiny
novalian'i Lalah ny 08/07/2006 19:19
llalah
(
06/07/2006 11:44)
Ny tovolahy gasy e!
Salut daôly an !
MBa te hanontany ny anareo namana oa za , efa ela ihany no tato an-tsaiko ty eritreritra ity hoe " fa maninona kay ny tovolahy gasy no tsy mba romantique ôtrany reny vazaha i...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 14/07/2006 18:22
