Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i laurie, milahatra araka ny daty
laurie
(
26/05/2015 14:31)
Vahaolana hialana amin'izao faharavan'ny Madagasikara izao
Efa miharihary tahaka ny vay an-kandrina izao ny tsy fanarahan-dalàna ataon'ny fanjakana, manampy trotraka ihany koa ny "mauvaise foi" hanan'ireto mpanao politika ireto. Ao ireo tsy sahy mitonona ho ...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 15:30
Laurie
(
07/05/2015 18:31)
Na inona na inona excusen'i Ny Hasina dia mazava fa sarotra ny asany ary tsy vitany matoa izy nametra-pialana! Manamarika izany fa henjana ny PDS teo alohany nahavita sy tsy nitsoaka an- daharana!
Ka iza ary ny ho sahy hipetraka eo amin'io toerana io?...
tohiny
laurie
(
30/04/2015 17:48)
Fa maninona i Edgard no nahavita nanala fako anefa samy PDS ihany izy roa??
Sa ilay volonté mihitsy no tsy ao ry NY Hasina? Mahagaga fa ny teo aloha izay voatendry ihany koa nahavita nikaroka vahaolana nanalana fako niavosa. Nanamboarana lalana sy ni-gère na an'izao olana r...
tohiny
novalian'i tovorandria ny 01/05/2015 16:01
