Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lako, milahatra araka ny daty
lako ( 04/11/2009 09:56)
FA DE NANINONA LÔTRA!
Ty misy zvt lazaiko anareo fa tena cousin ko le izy fa tsy olo-kafa!! Manam-bady io cousin ko io de mananjanaka 2 lahy!Samy miasa izy mivady ary le vehivavy vadiny mitsy no be karama koko noho io cou... tohiny
lako ( 30/09/2009 10:43)
TENSION
Tena sahirana mitsy @ tension ko satria misy tension 17/14 za zay refa vizana na tsy ampy torimaso!!de nande tany @ Dr za de tonga de nomeny captopril!! Nefa na le Dr aza niteny fa tsy te hanome anà... tohiny
novalian'i lako ny 12/10/2009 10:14
lako ( 09/09/2009 11:57)
NY BIBIN\'ILAY OLONA TSY HITA!!
Tena mistery mitsy ry reto ty an!!! Ny Tonton vadiko any andafy izy zao efa nahita mitsy fa ny namany no voan\'io!!efa ela ty resaka ty an!!izy ary efa 62 ans!!de lazainy fa mbola misy atr@ zao hono ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/01/2010 20:27
lako ( 01/09/2009 06:17)
MBA ATOROY AHY SAO MBA FANTATRAO!!
Mitady ireny machine manao sarona "pot yaourt allu, plastique" ireny raha mba misy mahalala. Misy vita vazà ny betsaka, misy vita Gasy fa samy tadidiaviko avokoa izy 2. Na misy mahita ny mpanamboatra... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/09/2009 07:43
lako ( 19/03/2009 13:15)
PASITERA
Aôna ny hevitrareo ny @ le pasitera Lala Rasendrahasina?? Tena tezitra be mitsy mantsy le miaramila niteny fa lainga ny filazany fa nampisotro pipy azy zany!! Ary niteny mitsy le miaramila "fa raha... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:46
lako ( 15/09/2008 08:13)
tako loatra
EEEhhhMba mangataka tono-kira "ELSIE" ra mba misy mahay nareo eeee!!! Le "TIAKO LOATRA" iny eeeee!! De mba misaotra mialoha eeeee!!!Manja!!!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0071