Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kolokanto, milahatra araka ny daty
kolokanto ( 19/11/2006 21:25)
Fa hono ho'ah ry namana??
Tena gaga sy variana aho ry namana isany tato nahita fa hay mbola misy Malagasy mihevitra sy ohatran'ny mirehareha mihitsy aza hoe tena mbola zana-tany frantsay ny Malagasy!! Tao amin'ny lohahevitra ... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 16:30
kolokanto ( 16/11/2006 11:46)
Fa nahoana kay???
Fa maninona kay i bazylou no mametraka loha-hevitra de tsy hita intsony rehefa avy eo??? Izany ve no atao hoe manakorontana de rehefa vita izay atao dia mandositra fa tsy mahasahy miatrika ny valin-t... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:21
kolokanto ( 02/11/2006 22:49)
Ny fitenenan-dratsy olona ve no mety hahalany ho filoha anao
Pasitera Jules Randrianjoary Harodana ny mandan'i Satana « Raha ny fandrodanana ny mandan'i Jeriko no nalaza nandritra ny taona 91 fony nanongana ny Amiraly Ratsiraka ny mpanohitra teto Madag... tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2006 23:20
kolokanto ( 23/06/2006 13:03)
Andao ary isika hanakiana rehefa izany!
Andao hoe isika ry zareo hanadrana hanakiana fotsiny ny zava-nisy rehetra aty Madagasikara nanomboka ny taona 60 ka hatramin'izao 2006( toy ny ataon'i ollepolitika, Petsam-bava, Victime 101, Sareraka... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.198