Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i khaina, milahatra araka ny daty
khaina ( 29/06/2007 15:55)
tiako be Iary
salama e! raha mba misy dikan'ilay hiran'Iary lay modia am'zay iny dia mba omeo aho fa tena miady be amin'ny piesiko iny. zay fa dia manantena anareo e! khaina kainamg@yahoo.fr... tohiny
novalian'i cutie ny 23/07/2007 00:23
khaina ( 02/11/2006 17:39)
iza marina i voary?(parhson)
za mba ilazao ny mombamomban'i Voary lay miaraka amin'i Parhson.Raha misy sariny na hoe biographie tsotsotra fotsiny dia efa ampy.Aiza izy no mipetraka firy taona aiza no mianatra na miasa inony i Par... tohiny
novalian'i ninih ny 06/11/2006 14:01
khaina ( 24/05/2006 11:12)
ny mozika metaly sy ny ady hevitra haterany
mikolo ny saiko raha mozika mba misy fampiasantsaina kely no atao. KEIZY no anarako maba mitady izay olona interessé amina mozika metaly true metal no tena marimarina kokoa ka misy afaka ny hitafa v... tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 13:20
khaina ( 04/05/2006 10:13)
kofy na sipa tia speed metal
:)tsy haiko raha mba misy kofa tena mankafy true metal(speed melodique,heavy,power)mba afaka hifanerasera sy hifanakalo vaovao amiko indrindra moa fa ireo vazo tena mahafatifaty ao amin'io karazam-baz... tohiny
novalian'i hniala ny 15/06/2006 07:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1213