Liste des messages
Liste des messages, inserés par kasimodo, par ordre de date
kasimodo
(
27/04/2009 07:06)
Tsy fitiavam-tanindrazana fa fitiavan-tena no misy eto.....
Indraindray mampanontany tena mihitsy ny zava-misy eto Madagasikara eto. Ny ankilany mivazavaza hoe avereno dada; ny andaniny miogaoga hoe: Aiza zao ze dada eo. Nareo ange na TGV na TIM samy malagasy ...
suite
répondu par tsiafoi1 le 27/04/2009 12:02
kasimodo
(
06/03/2009 14:05)
TANDREMO RAIKITRA NY ROMBO ENY Ambatobe sy Analamahitsy
Allo! Allo! Inona marina no mitranga eny Ambatobe Am'zao fotoana izao? misy havanay tavela fa mba omeo vaovao haingana d haingana raha azo atao :cry: :cry: ...
suite
répondu par xxx le 06/03/2009 22:11
kasimodo
(
05/03/2009 13:12)
Emmonat! tsara ny fandraisana andraikitra saingy....
Tsara lo le fandrain'andraikitry ny Emmonat eh!! mahatonga S kosa nefa na izany aza. Tokony mba avahany tsara mitsy hoe iretsy le mpitolona; sy mpandroba d iretsy le olon-tsotra fa aiza ve rangah vô ...
suite
répondu par kasimodo le 05/03/2009 15:17
