Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kanty, milahatra araka ny daty
kanty
(
11/02/2004 13:53)
Raha afaka misafidy ianareo...?
Mba te-hanontany fotsiny aho hoe raha afaka misafidy kay ianareo hoe : amour sa amitiƩ dia inona no safidianareo ?
Hazavaiko fohifohy ilay tantara. Misy ankizy vavy(A) iray tia ankizy lahy(B) iray....
tohiny
novalian'i six ny 26/02/2004 20:07
