Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kantokeli, milahatra araka ny daty
kantokeli ( 16/03/2009 08:24)
Tononkira Klarys
miarahaba ! mba mangataka ny tononkiran'i Klarys le ho tia anao iny, le hira fanao amin'ny mariazy iny . misaotra mialoha... tohiny
kantokeli ( 04/03/2009 14:14)
Fa misy in hono eny Ambatobe ... ?
Tsis in in eny ambatobe alou hatramzao !!! Fa raha azoko tsar ny adi-hev ato dia tena hadalana tanteraka ny fanarahana an'izy roalahy ireo, na RA8 zany na TGV. samy lela tsy ampy saina daoly reo ka... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 20:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068