Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kantoirina, milahatra araka ny daty
kantoirina ( 27/03/2007 13:10)
Le pardon
Inona no hevitrareo @ pardon. Manambady ianareo dia nampirafy anareo ny vadinareo pour des raisons strictement sexuelles. Nanaiky fa diso izy. Pourrez-vous lui pardonner? Manan-janaka aminy ianareo.... tohiny
novalian'i pimaso ny 24/04/2007 13:32
kantoirina ( 01/02/2007 16:31)
Mampirafy ve?
Izaho dia manambady efa ho 5 taona ary tato ho ato dia tsapako fa mampirafy ahy ny vadiko. Tsy haiko na misy ohatr'ahy fa raha vao misy zavatra na tsara na ratsy dia tsapako foana ary marina foana iza... tohiny
novalian'i chipie1 ny 11/02/2007 17:05
kantoirina ( 02/01/2007 15:54)
réveillon malgache à marseille
Namonjy ny réveillon nokarakarain'ny association saint michel tany @ salon de l'évasion izahay ary tena afa-po tokoa. Natsiro ny sakafo, nahafinaritra ny ambiance(be vazaha sy gasy), ary manja kely ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 16/02/2007 22:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076