Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jojo3t, milahatra araka ny daty
jojo3t ( 17/08/2012 04:18)
Tena marina sy azo inoana ve ny Baiboly ?
[b]Mety ho gaga ianareo hoe ahoana koa izany fanontaniana izany?[/b] Isika rehetra mitory eto, dia mampiasa andininin-teny avokoa, zao anefa aloha, [b]misy olona tsy mino ny voalazan'ny baiboly mihit... tohiny
novalian'i ratsirano ny 03/10/2012 19:56
jojo3t ( 25/07/2012 07:23)
Tokony hihinana rà ve isika olombelona ?
[b]Mizara roa ny hevitra mahakasika io[/b], maro be no mihinana rà, ao koa ireo milaza ho kristiana tsy mihinana rà. Tsy asiana nefa hoe kristiana na tsia, fa ny andrasana amintsika dia hoe, tokony... tohiny
jojo3t ( 19/06/2012 03:55)
Ahoana no hamantarana ny tena fivavahana marina ?
[b]Ny tiana havoaka[/b] eto dia hoe ahoana no halalana fa marina ny fivavahana izay arahinao, tsy hilaza anaram-mpiangonana anefa na antoko-pinoana fa ny tsirairay no mamantatra izay ao aminy rehefa m... tohiny
novalian'i RBNIR ny 30/08/2012 09:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1251