Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i jesuisla, milahatra araka ny daty
jesuisla
(
01/03/2012 19:08)
mangataka torohevitra
Miarahaba ny rehetra. Misy vehivavy, atao hoe ain..s. tena tia b ahy. miaraka mandehandeha fona izahay. F ny fanontaniako rehetra ts misy valiany? Inona zany no tokony ataoko?...
tohiny
novalian'i 201007jacky ny 19/03/2012 09:01
jesuisla
(
29/01/2012 14:19)
fampahatsiahivana
Betsaka ireo olona mamo no mandeha bus rehefa avy miasa @ hariva. Inona no miseho sy ny ho ataon'ny bus raha toa ka mandoa eo @ ankanjon'olona ireo mamo ireo?
Tsy mino aho hoe, tsy te ahalala ny bus...
tohiny
novalian'i jairai ny 11/03/2012 09:47
