Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i jbin, milahatra araka ny daty
jbin ( 05/08/2008 06:23)
Asiatika
Indray andro hono nisy asiatika iray nanambady vaza (frantsay), vao mpivady vao ry zareo. Ny olana de tsy nahay miteny frantsay mintsy le ramatoa nefa ry zareo nipetraka tany Parisy. Na izany aza anef... tohiny
novalian'i Bita ny 16/08/2008 13:54
jbin ( 04/08/2008 06:49)
Iza kay izany Ravorondolo!
Nisy accident teny ambohipo ny asabotsy teo. Gaga ty rangahy iray fa ze joba avy nahita le accident de mitomany daholo no mikiakiaka hoe maty ravorondolo e, vehivavy zany efa tsy latsaky ny dimampolo.... tohiny
novalian'i SHOAN ny 04/08/2008 21:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0061