Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ilanto, milahatra araka ny daty
ilanto ( 05/03/2007 15:37)
INONA NO ATAO HEO TANINDRAZANA? Fitiava-Tanindrazana ve?
Maha lasa saina ihany indraindray ny zava-nisy iainatsika Malagasy hatramin'ny nahazoana ny fahaleovan-tena. Be no milaza ho tia Tanindrazana, nefa na ny faritany na tany niaviana aza tsy heveriny ako... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:13
ilanto ( 04/03/2007 16:18)
FIHAVANANA
HO ANAO MALAGASY TOA AHY, INONA NO AZO AMARITANAO NY ATAO HOE FIHAVANANA AMIN'IZAO ANDRONTSIKA ANKEHITRINY IZAO? Saro-bidy ny fihavanana. Hery ny Fiahavanana. Aina ny fihavanana. fanoitra ny fihavanan... tohiny
novalian'i tynah ny 06/03/2007 21:57
ilanto ( 04/03/2007 16:14)
Tena fanovàna ve?
Ahoana ny hevitrareo, tena fanovàna ve ity fanitsiana ny lalàmpanorenana ity? Inona no soa mety ho entiny ary inona no lesoka ilna fahamalinana?... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:17
ilanto ( 04/03/2007 12:44)
Tena fanovàna ve?
Ahoana ry zareo ny hevitrareo a; tena fanovàna ve no ho entin'ity Lalàmpanorenana hasiana fanavaozana ity? Inona no soa mety ho entiny ary inona no lesoka mila fahamailoana?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077