Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ikotofetsy, milahatra araka ny daty
ikotofetsy ( 17/03/2005 02:01)
mari-pahaizana
Mahavariana ny fitanisana ny mari-pahaizan'ireto chefs de regions, ny an'ny solombavam-bahoaka anefa afem-penina fa "mahamenatra" angamba na tsy misy hotanisaina koa ny marina. samia ary mba mitani... tohiny
ikotofetsy ( 17/03/2005 00:46)
valala any atsimo
Mampalahelo fa dia tratran'ny valala indray ny faritr'i Toliary II Ankehitrio. Enga anie ka tsy fihatsaram-belatsihy fotsiny ireny fanaovan-tsonia ny fifanarahana "Kyoto" momba ny tontolo iainana. ... tohiny
ikotofetsy ( 17/03/2005 00:46)
Valala any atsimo
Mampalahelo fa dia tratran'ny valala indray ny faritr'i Toliary II Ankehitrio. Enga anie ka tsy fihatsaram-belatsihy fotsiny ireny fanaovan-tsonia ny fifanarahana "Kyoto" momba ny tontolo iainana. ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0503