Liste des messages

Liste des messages, inserés par fozabe, par ordre de date
fozabe ( 07/12/2009 20:44)
vita iny maputo3,dia addis abeba 3 indray izao
carlton2,panorama fa dia rajoelina ihany no role sy mahavita azy e vive notre champion... suite
fozabe ( 06/12/2009 20:47)
avoay ny gadra politika e ,ampy izay
hery avohay ny gadra politika toy ny andrywui,tafondro ,rangorivao69;batista,virijiny,sy ireo gadra maro be efa vita teto @ serasera izay ; avoay andrywui... suite
répondu par ramosekely le 07/12/2009 11:18
fozabe ( 03/12/2009 21:54)
coincidence ve
androany dia nisy nitifitra ny cortege presidentiel nisy an'i Andry rajoelina,torak'izany koa ny tany guinée conakry satria dia naratra mihitsy le puchiste daddis camara raha nisy nanao embuscade ny ... suite
répondu par wxxx le 04/12/2009 16:04
fozabe ( 07/11/2009 00:58)
i RAjoelina PRESIDENT
I rajoelina no president ary Rakotovahiny sy fetison no vice president lasanay ny fanjakana e vive tgv vive tgv notre president senateur a vie ... suite
répondu par bazylou le 07/11/2009 12:27
fozabe ( 02/11/2009 18:55)
fandresena tena izy
hoavy tsy ho ela ny fandresena tena izy hoan'ny tgv sy ireo vahoka be mpanohana azy Andry president ny transition sy future president de la republique faha efatra vive tgv ... suite
répondu par bazylou le 03/11/2009 19:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082