i RAjoelina PRESIDENT

1. fozabe ( 07/11/2009 00:58)
I rajoelina no president ary Rakotovahiny sy fetison no vice president
lasanay ny fanjakana e
vive tgv vive tgv notre president
senateur a vie
répondu par bazylou le 07/11/2009 12:27
2. feticon ( 07/11/2009 06:47)
miaraka manao colocation izahay ao ambohitsorohitra e ,fa i andry no tompontrano fa izahay mpanofo fotsiny,tsy mahazo manao be loha fa soa voaroaka eo sans preavis
3. xxx ( 07/11/2009 09:12)
Izy telo ry vendrana samy président fa tsy iray ihany misy olona donto tsy mahazo resak ,ilay gazety tribune koa moa dia mandainga à pied égal izy telo ireo ,mba tsy azoko koa ty RA8 dia nanaiky zavatra toy izao ,ny VAHOAKA MADINIKA no PERDANTS a@izao satria lasa president-ny cohabitation ny PUTCHISTE !
4. xxx ( 07/11/2009 09:31)
8O ka ireo ange efa Vendrana hatramin'izay e!
5. terrywui ( 07/11/2009 10:49)
TGV FOREVER !...

TGV FOREVER !...
6. bazylou ( 07/11/2009 12:27)
efa hoe tsy prezda io fa coprezda, coco an'i tgv fotsiny ireo, ""les bouffons """fotsiny no asany, :-D :-D :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0704