Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fisher, milahatra araka ny daty
fisher
(
28/04/2007 17:51)
tambitamby
mba mangataka anlé hiran'Bessa "tambitamby" anG é!!!
Msotra mandefa ahy io o....
tohiny
novalian'i veromahefa ny 12/05/2007 15:37
fisher
(
21/10/2006 17:01)
hafa iany ny téo aloha
ManD nrésaka fifidianana.
Misy 14 mianadahy mianaka iz réo no nilatsaka ho fidina: ao ny olona manana diplômatia, ao ny olona tsotra, ao iany koa iréo mptondra fivavahana...
Samy manana ny téna...
tohiny
novalian'i vale ny 22/10/2006 14:43
fisher
(
18/10/2005 16:30)
Akamantatra e!
inn ary zany : "ny velona milanja ny maty ary ny maty milanja ny velona" ô:?::?::?::?:
=))zany d tsy hainy o=))=))=))
az mbola miteny aloha le mahay fa tssssss:-$...
tohiny
novalian'i raherivelodiary ny 30/07/2015 18:15
fisher
(
06/10/2005 16:18)
mba ampio e!
Mba andefaso le hiran'i Bodo "mba ento aho" iny anie za fa tsy misy an'io ato @ tonokira azafady! Misaotra mialoha an'ireo zay hamaly sahady ny antso o!:wink:...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2005 19:36
fisher
(
10/09/2005 05:48)
mila fanampiana avy @ nareo
Ahona no andraisanareo olona iray (vehivavy) tia ho olona iray, kanefa ity farany tsy d mirara firy(ilay lehilahy). Noho ny taty aorina anefa ity viavy d niaraka @ cousin'ilay lehilahy tiny. Inona no ...
tohiny
novalian'i lilbon ny 16/09/2005 04:01
