Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fek, milahatra araka ny daty
fek ( 18/10/2006 13:14)
passe temps
Lisez ce qui suit très attentivement à haute voix : - Ceci est ceci chat. - Ceci est est chat. - Ceci est une chat. - Ceci est manière chat. - Ceci est de chat. - Ceci est tenir chat. ... tohiny
novalian'i MTN ny 26/10/2006 20:53
fek ( 18/10/2006 13:02)
T2 5
nanontaniana ireo hitsara miaramila hoe:"kilasy fahafiry no nijanona tsy nianatra intsony?" -T5 -3è -.... -T2 5, hoy ny iray "Ahoana fa tsisy an' izany?", hoy le mpanontany ????????????????????... tohiny
novalian'i MTN ny 26/10/2006 20:47
fek ( 04/09/2006 12:07)
Mirary soa
fiteny matetika ny hoe mirary soa raha misy fisehoan- javatra iray, indrindra anie ka nahafaly ilay izy. fa manitikitrika ahy ny filaza hoe "félicitation" amin' ny teny malagasy... tohiny
novalian'i ninih ny 06/09/2006 12:48
fek ( 31/07/2006 07:21)
fitiavana ve?
mahalala olona betsaka aho amin' izao fotoana izao fa tsy manao mariage raha tsy efa bevohoka le vehivavy ka manontany hoe bevhoka vao manambady sa manambady de bevohka sa zay ndray no lamaody?... tohiny
novalian'i arson ny 04/08/2006 12:17
fek ( 29/07/2006 08:47)
lalin-tsaina
lalin-tsaina tokoa ve ny ankizy sa ny lehibe no ratsy sainae?vakio ange ity blague ity e Le petit Thomas demande à sa maîtresse s'il peut lui parler après le cours. Elle accepte. Al... tohiny
novalian'i kala ny 25/09/2006 13:46
fek ( 07/04/2006 07:19)
sembana
lanareo ve efa mahalala ny hagagan' ny jamba nahita moana nifampibitsibitsika tamin' ny marenina? Ampio fanazavana kely fa tsy takatry ny saiko mihitsy :-D:-D:^):^)... tohiny
fek ( 01/03/2006 14:11)
hevitra asosoka
maninona moa rehefa andro natokana ho an' ny vehivavy ihany ny 8 mars dia miasa tsara sy miasa mafy fa ny lehilahy kosa no mba tsy miasa? Mba maodely e... tohiny
novalian'i sipagasy ny 05/03/2006 11:23
fek ( 24/11/2005 15:06)
Latsa- pitia eto amin'ny net
mety ve ny latsa- pitia amin' ny alalan' ny internet? misy ilay izy fa mety ho tsara fiafarana ve?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437