Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fali, milahatra araka ny daty
fali ( 21/08/2014 08:06)
vacance foulpoint
mba te handeha ho any foulpoint re ry zareo a ! efa tena feno daholo ny hotel satria ao anatin'ny vacance tanteraka, fa mba te hanontany hoe sao de mba misy mahalala olona mampanof trano (olon-tsotra)... tohiny
novalian'i lerastah ny 21/08/2014 16:55
fali ( 21/08/2014 08:00)
Foulpoint
Mba te handeh ho any foulpoint e ! nefa izao tena ao anatin'ny vacance tanteraka mety efa feno zao ny hotel, sao de mba misy mahalala olona tsotra mampanofa trano any ? misaotra @ valin-teny rehetra. ... tohiny
fali ( 11/04/2011 10:16)
fomba ahafahana manotrika ankondro
salama daholo zareo a ! sao de mba misy mahalala hoe ahoana ny fomba fanakotrehana akondro, @ ilay izy mbola manta iny, ny trano, ny afo, sns !! Misaotra betsaka daholo e !... tohiny
novalian'i fali ny 15/04/2011 11:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067