Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ericmanlove, milahatra araka ny daty
ericmanlove
(
01/05/2006 12:27)
fatatrao ato ny ora sy fotoana ahafatesanao
asa raha fantatrao fa ato amin'[url]http://www.deathclock.com/ity takelaka ity[/url] no ahafatarana ny andro ahafatesanao.ampidirinao fotsiny ny taona nahaterahanao sy ny mombamomba anao de asehony eo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/05/2006 19:25
ericmanlove
(
01/05/2006 11:59)
hardware
mba asivo resaka momba n'ny hardware ato ry zareo ah!
f'angah de tena tsy hard mihitsy ato eh !:D...
tohiny
novalian'i onjah ny 02/05/2006 09:44
ericmanlove
(
01/05/2006 11:47)
multimedia sy audiovisuel ary tontolon\'ny 3d
Hono hoa,efa misy mpikirakira montage video sy resaka 3d ve ato?za mantsy mikirakira kely an\'ireny de mba mila fanampiana avy any aminareo raha misy eh!
misaotra mialoha eh !...
tohiny
novalian'i tyrel ny 28/06/2006 11:33
