Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i eiluj, milahatra araka ny daty
eiluj
(
15/09/2007 09:49)
bandy mpisotro toakave manao sipa??????????????????
AIZA DAHOLO!
za sipa fa mba misy fanontaniana apetrako aminareo lehilahy ty;aminareo ve ny bandy tena tia misotro toaka tsy mba manao sipa,ny tiako tenenina d hoe manam_bady razoky an!mpisotro toaka ...
tohiny
novalian'i jeanlucarsene ny 27/01/2008 03:50
eiluj
(
06/08/2007 15:23)
hisaram_panambadiana aho!!!!
salut daholo nareo zay mijery d mba mangataka ny hevitrareo aho,
hisaraka za sy ny vadiko fa sady tsy miasa ny vadiko no manana sipa,7taona zay no nivadianay,2taona teo fotsiny izy no niasa d za foan...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 14/08/2007 07:30
