Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i domino, milahatra araka ny daty
domino ( 06/02/2008 07:52)
Mitady tononkira i Mike sy Davis Franklin
Manao aoana daolo ndray tsika e! Mba omeo ny tonokiran'i Mike sy Davis Franklin nge ry zareo ze manana nareo a! Izy retra mitsy : Tsaiky joby, Ravoravo sns... De manantena valiny mahafapo avy ami... tohiny
domino ( 24/11/2007 09:28)
Tambitamby lava
Manao aoana daolo e! Mba mangataka ny hiran'i Jean Freddy Tambitamby lava ze manana o! Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i domino ny 06/12/2007 07:41
domino ( 13/10/2007 08:58)
Mitady tononkiran'i heritiana
bonjour daholo e! mba mangataka ny hiran'i Heritiana le misy hoe Inona no tsy ampy, inona no mihoatra iny izay manana ianareo. Misaotra mialoha e! Mandra-pihaona indray. ok... tohiny
domino ( 20/06/2007 07:50)
Benja Ralibera - Balaoasy
Manao aona daolo ndray e! mba mahafinaritra ana le hiran'i Benja Ralibera hoe Balaoasy iny. Zay mba manana nareo de mba andefaso za. Azafady ndrindra e! OK Daolo de bonne journée ndray o!... tohiny
domino ( 05/06/2007 05:39)
Magnahirana
Bonjour daolo e! Mba mangataka ny tonokiran'i Lôla lahy le hoe Magnahiragna zay manana nareo e! Mba alefaso amin'ity adiresy ity ra azo atao. Misaotra mialoha de mandra-piresaka ndray o! Bonne jo... tohiny
novalian'i tacha ny 31/07/2007 08:57
domino ( 25/01/2007 07:30)
Tambitamby- tonokiran'ni Nantenaina
Bonjour daolo e! Tena mba tiako le hiran'ny Nantenaina hoe Tambitamby iny ry zareo fa mba handefaso azafady a! Zay e! mandra-panoratra ndray.... tohiny
novalian'i lanto ny 27/01/2007 13:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0214