Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i deghany, milahatra araka ny daty
deghany
(
29/08/2005 10:54)
resaka masindahy na masimbavy/ resaka papa ray masina/
Fanotaniana:
-aona no niavian'io we papa ray masina io? de aona no mandohalika eo alohany?
-aona sy iza no mametra olona iray we MASINA izy!!
oh: masindahy .... na masimbavy.....
De mivavaka aminy...
tohiny
novalian'i marozevo ny 18/10/2005 22:42
