Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i darax, milahatra araka ny daty
darax
(
16/09/2008 17:06)
O ry rahona misosa mora, mandalo fotoana sy ora......
Salama daholo,
Iza kay no mihira an'io hira tsara be io fa mba tiako ho fantatra ? hira efa elabe io.
Misaotra...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 19/09/2008 20:11
