Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i dadasy, milahatra araka ny daty
dadasy ( 05/04/2010 04:19)
FIS maneho herisetra @ mpivavaka??
Napetrako tatsy @ dinika finoana sy fivavahana izy ity. Mety hisy lafiny politika azo hitarafana azy koa anefa, raha jerena @ lafiny hoe ny manana fahefana sy tompon'ny hery dia manampatra izany arak'... tohiny
dadasy ( 04/04/2010 20:00)
herisetra atao @ mpivavaka??
Nisy ity vaovao ity de ampitaina eto mba hisarihana ny sain'ny maro. Relijiozy telo mirahalahy no nodarohan'ny FIS ny Zoma Masina lasa teo rehefa tsy nijanona fa mbola niampita ny arabe ihany, nefa ry... tohiny
novalian'i vonynive ny 05/10/2010 12:10
dadasy ( 03/02/2009 18:16)
Mba te hihaino ny hevitr'ireo mpanohana an'i TGV teto eh!
Nandritra ny herinandro teo ho eo de nitabataba avokoa ny andaniny sy ny ankilany... ankehitriny, dia mba liana aho ny hihaino izay mba hevitr'ireo mpanohana an'i tgv teto @ serasera amin'izao fanapah... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2009 09:02
dadasy ( 24/12/2008 14:42)
Miala any indray ny Christy3, mbola izy koa ve??
Vao zao za no niditra teto androany, de somary nijery ny namana vaovao, ka nanaitra ny masoko ny namana vaovao "christy3", vavy avy any senegal ary tsy miteny gasy fa anglisy. Asa re raha misy ifandra... tohiny
novalian'i hana ny 30/12/2008 13:44
dadasy ( 05/12/2008 00:43)
tsy mpikambana nefa afaka mampiditra hevitra eto?????
tena gaga aho fa saika hamaly lohahevitra anankiray teto ary nijery hoe iza no mpanoratra, de izao no valiny voalaza hoe, tsy mpikambana ato io olona io". Ka ahoana no nahafahany nampiditra io hevitra... tohiny
novalian'i Papoose ny 29/01/2009 23:02
dadasy ( 14/11/2008 06:13)
aiza avy ireo namana eto Canada?
Mahafinaritra ny maheno fa mihaona ny namana atsy sy aroa (Frantsa, Madagasikara sy ny maro hafa) dia mba lasa ny saina hoe mety hisy fomba ahafahana manao toy izany ve ho an'ny namana eto Canada? fa ... tohiny
novalian'i Tazana ny 15/12/2008 01:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088