Liste des messages

Liste des messages, inserés par bunny, par ordre de date
bunny ( 01/02/2011 16:11)
TASY AM TAREHY
mety efa niseho teto ngambany ity resaka ity fa haveriko ihany, inona no fanafody na menaka fanasorana tasy am tarehy sy tanana, mba nampiasa mpadio sy mpandalao fa toa tsisy fekaitrany e dia mitady ... suite
répondu par Brune le 11/09/2011 15:23
bunny ( 01/02/2011 15:51)
mitady mozika mora henaran'ny vahiny
mba miangavy izay mahalala, hira malagasy mora henarandry zareo vahiny, tsy lava fa foy miaraka @ noty e! misaotra bdb... suite
bunny ( 16/05/2007 11:50)
elefanta sy vitsika
Nibitsibitsika t@ ity elefanta iray ity hono ity vitsika, afaka segonda vitsivitsy nefa tsy mbola tapitra izay nolazain'ity vitsika dia safotra, nenjera ity elefanta goavana be...inona no antony?... suite
répondu par xxx le 25/05/2007 19:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0216