Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i boozkel, milahatra araka ny daty
boozkel ( 03/09/2009 12:51)
Recette tsock / tchock
Sao mba misy mahay nareo, tsy haiko intsony na tsock na tchock no izy, Mitady @ net zah fa tena tsy mahita e, Atao soupe de riz ndray ny recherche fa tsy izy mintsy Ahoana kay no fomba fanaovana t... tohiny
novalian'i rasoary ny 21/09/2010 13:27
boozkel ( 28/08/2009 13:37)
Ndao hitantara adalan'ireo RAD taloha
Ny an'i Papanay nanao fifaninana hidirana miasa izany hono izy, de tena mora be le test natao, de efa nahatoky tena be fa ho afaka e, de nivoaka ny valim-panadinana kinanjo tsy tao ny anarany, nalah... tohiny
novalian'i Envy7 ny 08/09/2009 09:27
boozkel ( 03/11/2007 17:12)
les femmes
saiky tsy nihomehy zà namaky an'ty mety ho marina ka Au commencement Dieu créa la Terre Il vit que c'est bon .... Puis Il créa les animaux de tous les espèces.... Il vit que c'est bon ... Il cr... tohiny
novalian'i pissoa ny 06/11/2007 18:48
boozkel ( 10/03/2007 15:14)
ahoana ny ataoko ialàko tanteraka @ sipako?
Efa ho roa volana zay zahay sy ny sipako no nisaraka nefa tsy mety amelany za, antsoiny foana za isan'andro de tsy valiko, andefasany sms za. tena mandreraka an! nefa izy tsy tiako tsony ne e, sai... tohiny
novalian'i dadie ny 05/04/2007 16:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319