Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bonnechance, milahatra araka ny daty
bonnechance ( 31/05/2007 07:40)
mozikam-pivavahana
Misy olona ve afaka manoro hoe aiza no ahitaka tiona vita amin'ny solfège na dia efa tena tranainy be aza ny nanontana azy. Ny vita amin'ny solfa ananako fa maro ato amin'ny mpikambana mpanao mozika ... tohiny
novalian'i ombelline ny 26/03/2015 14:30
bonnechance ( 14/06/2006 14:34)
Mitady namanaa gasy eto annemasse
Mba maniry hiserasera amina gasy mipetraka eto Annemasse aho e. Hafa ihany manko zany hoe mba mifanerasera amin'ny mpiray tanindrazana amin'ny tena zany. Dia miandry anao ary aho e. Mandrapihaona.... tohiny
novalian'i xxx ny 07/07/2006 19:59
bonnechance ( 02/06/2006 21:31)
aminareo inona no fandraisanareo ny tantarako?
Manambady aho ary ary efa nanambady io vadiko io. Nivady 18 taona izy reo ary nisarantoeana 3taona alohan'ny tena nanao divorce. Mifandray tsara ry zareo ary tena mifanampy @ zavatra maro. Miantso azy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 16:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0514