Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i boga, milahatra araka ny daty
boga ( 27/08/2009 13:12)
ra misy manome zv.........
faly miarahaba ny namana rehetra e! hoy ny jianjeriny ny ankizy taloha hoe: ra misy manome zavatra ho anao kinga miteny hoe:\"MISAOTRA TOMPOKO O! Tsy izany mantsy aky fa fisaorana feno no atolot... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/09/2009 07:36
boga ( 12/07/2007 07:32)
tena mapalahelo e!
Misy ny hala-jaza sy ny halatr'olona e! tena tsy hono2 intsony ry reto izy ity fa tena misy an! De aiza ary ny fanampaha-kevitra raisiny fanjakana @zao zava-misy izao ? toa tsy heno miitsy ;mampalah... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 06:59
boga ( 08/06/2007 07:57)
hono wao ry reto an
Inona kay no atao fa itanareo ny tongon'ny zanako kely izay 7ans misy fotoana lazainy fa marary ny ranjony; ka inona no mahatonga izany .Lazao reto zay azo atao fa mampalahelo izy refa mihetsika lay i... tohiny
novalian'i boga ny 13/06/2007 13:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349