Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i betroka, milahatra araka ny daty
betroka
(
25/02/2008 23:24)
Fanomezam-boninahitra ny fandresen'ny Tompo ve ny RNS ?
Ny paska no fety kristianina lehibe indrindra satria andro ankalazana ny nitsanganan'i Kristy tamin'ny maty rehefa avy nohombohana raha nisolo antsika teo amin'ny hazo fijaliana nohon'ny fahotantsika....
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 02/03/2008 07:21
betroka
(
21/02/2008 18:23)
Lôkôm tarika mpanao heavy metal
Misy mahafantatra ve ny hiafaran'ny tarika Lôkôm (na Lokomotiva) ? Aiza izay i Maô filohan'ny tarika ?...
tohiny
novalian'i rakapy ny 28/02/2008 04:56
betroka
(
30/01/2008 22:08)
Vavaka hampazava ny teny
Voatendry hitari-bavaka alohan'ny famakiana ny Tenin'ny Soratra Masina aho amin'ny alahady. Misy afaka manome ohatra ve ? Tsy voatery ho lava akory, misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2008 08:56
betroka
(
30/01/2008 22:05)
Ny tononkalo tamin'ny andron-dry Dox sy Ny Avana ...
Tsy mena mitaha amin'ny tononkalon-dry Dox sy Ny Avana ve ny antsika amin'izao fotoana izao ?...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 11/05/2009 19:59
betroka
(
25/01/2008 22:23)
Ny dinika "fivavahana sy finoana" no betsaka indrindra
Faly tokoa aho fa ny dinika "fivavahana sy finoana" no mahasarika olona be indrindra (androany : 67942)
2) Ny fitiavana (54574)
3) Hatsikana sy lalao (50211)
Mampalahelo fa ny vetso serasera no far...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/01/2008 22:26
betroka
(
24/01/2008 21:03)
perikopa 27 janoary 2008
Miarahaba amin'ny anaran'ny Tompo,
Tsy azoko tsara ny perikopa voaraiko ny amin'io alahady io :
I KORINTIANA 1.10 – 13,17
Raha azoko tsara dia toko 1°, and. 10 à 13 + Toko faha 17
Tsy misy tok...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/01/2008 00:06
