Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i betay78, milahatra araka ny daty
betay78 ( 14/08/2006 10:59)
ary maninon raha?
ary maninona raha mba miray hina ny gasy rehetra eto an-dafy @fananganana ny rova.sa ianareo mahafantatra association azo andefasana ny vola ho anyfananganana ny rova?... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2006 12:23
betay78 ( 11/08/2006 19:55)
ahoana izany?
tena tsy nahita tory aho dia aleoko miresaka @ialahy isaly eto.izao ry zalahy a efa ho 15 taona izao no nipetrahanay taty,hatramin'izay dia tsy mbola niaraka t@sipa gasy mihintsy aho ,en plus ny vadi... tohiny
novalian'i nambina ny 18/09/2006 18:36
betay78 ( 10/08/2006 14:24)
tena efa ela mihintsy...
tena efa ela mihintsy izany izahay no tsy nandeha tany dago tany mety@mois de juin @herintaona anbgambany vao mba mety handeha hoany misy famadihana mantsy any ka tsy maintsy mandeha.ary ahoana ny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 13:37
betay78 ( 10/08/2006 12:31)
mitady fanazavana
ary ahoana ireto gasy miavona be eto paris eto e?misy ny sasany izany tena miavona mihintsy an!ny sasany hita fa gazy izao vao hanantonana hiresahana @teny gasy mody tsy mahay"je ne comprends pas ce q... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 13:38
betay78 ( 10/08/2006 07:48)
mitady info
manahoana daholo isika mianakavy. mba omeo vaovao izahay momba ny resaka politika ao dago ao fa efa tena tard mihintsi e misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 07:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.013