Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i avolenta, milahatra araka ny daty
avolenta
(
17/02/2007 12:22)
mitady mecanicien fa simba ny fiarako
mba mitady olona mahay tsy de lafolafo fa , misy tsy mety ny ambraiazy ny fiara. renault scenic le izy.
lafo be ny an' ny vaza.
azafady fa maika...
tohiny
novalian'i tynah ny 26/04/2007 19:22
