Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i asombola, milahatra araka ny daty
asombola
(
15/11/2007 15:26)
vaovao eto @serasera dia aiza ny namana e!
haodi o! dia manahoana aloha.
tsi izani fa zao, tonga ati @tanim-bazaha ati! mbola hafa foana anefa ni gasi ... dia serasera hono no tena mampiserasera dia tonga eto izani. dia aiza hono ianareo? men...
tohiny
novalian'i harimi ny 24/07/2008 13:54
