Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i arindrano, milahatra araka ny daty
arindrano ( 29/04/2009 21:27)
Tonga ny fotoana
Ry namana rehetra, Betsaka ny tsy rariny efa nitolomana, fa tonga angamba ny fotoana tokony handraisan-tsika rehetra anjara eo anoloan'izao habibiana izao; heveriko fa ity angamba no tolona mendrika ... tohiny
novalian'i Mio21 ny 30/04/2009 09:42
arindrano ( 29/04/2009 13:19)
hafatra ho ani Pety sy sareraka
Ry namana mpiara dia fahiny; ialao lavitra ny HAT alohan'ny farany; miverena manotrona ny ara-dalana na dia betsaka ny tsy fitovian-kevitra ! Tsy mendrika ho anareo ny fiafaran'ity resaka ity, satria... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:11
arindrano ( 29/04/2009 11:53)
Manadafy, vitao hatramin'ny fararany
Manakahery ny PM Manandafy, Tonga dia vitao hatramin'ny farany ireto vatatainy mpanongam-panjakana; ary aoka hatao OHATRA hoan'ny miaramila rehetra, fa ny vahoaka no manakarama azy ! ary ny tafika me... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:17
arindrano ( 19/01/2007 10:56)
Tsy resy ny tary matoa tsy hita
Be ny kelikely saina, mieritreritra fa ny fanenjehana an'i Pety Rakotoniaina dia midika fa diso izy. Mieritrereta ihany, fa aza maimaika ny hitsara; Mety nisy fahadisona vitany saingy raha ampitahaina... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 22:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0205