Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i antsoy, milahatra araka ny daty
antsoy ( 15/02/2010 15:19)
Angaha moa hoe tsy mijaly ny vahoaka
Izaho kosa rangaha mahatsiaro tsara ny nataon'ny vahoaka malagasy a. Marina fa teo ny mpanao politika fa tsy nisy afaka naninona teo raha tsy teo ny vahoaka. Asainy manao an'izao dia manao. Radio f... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/02/2010 19:45
antsoy ( 30/12/2009 04:45)
visual studio
Misy fomba ve analana ny commentaire rehetra ao amin'ny code iray amin'ny alalan'ny VS na notepad++? Na eclipse tsy maninona fa ny VS no tena fampiasako dia amin'izay tsy manao copie coller im-be dia... tohiny
novalian'i hery ny 30/12/2009 08:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071